|
|
|
|

Entrée1  itarina
Radical  2  itatra
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1] Halehibeazina, halalahina: Nitariko hatrerỳ am-bavahady ny tanimbolim-boninkazoko
Ampitomboina, na habe na habetsahana: Itaro isan' andro ny fahalalanao
Ampitomboina ara-pilazana: Nitarinao ny filazana ny zavatra, ry Ikoto: olona efapolo raha misy no tonga ka nolazainao hoe roanjato
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :

Anagrammes  9  anirita, atariny, atrainy, iranita, iriatan, itairan, itarany, itarina, niriata, nitaira, nitaria, riatina, tairina, taraini, tarinay

Mis à jour le 2025/01/21