Entrée | 1 iray fototra |
Partie du discours | 2 locution |
Explications en malgache |
3 [1.1] enti-milaza fomba fanisana atody izay mandeha tsitelotelo: iray fototra: atody telo |
Explications en anglais |
4 [1.2] a nest of three eggs |
Explications en français |
5 [1.3] se dit des oeufs comptés trois par trois: trois oeufs |
Exemples |
6 [1.436#] irayfototra sy mifankahazo resaka na dia misy fiteny tsirairay tsy mitovy aza. |
Mots élémentaires | 7 iray, fototra |
Analogues | 8 roafototra, telofototra, efapototra |
Mis à jour le 2024/12/12 |
![]() |