|
|
|
|

Entrée1  iposahana
Radical  2  posaka
Partie du discours  3  verbe relatif
Explications en français  4  [1.3#494]
Exemples  5  Amin' ny enina ny iposahan' ny masoandro (Le soleil se lève à six heures) [1.3#494]
6  Izay mitoetra amin' ny tany aloky ny fahafatesana no iposahan' ny mazava [2.996]
7  ary nanilika ny andro sy ny taona, mahatahotra, mba hiposahan' ny fo mandrifaizay [2.59#136]
8  Saingy angamba ho tafaverina alohan' ny hiposahan' ny masoandro aho, raha tianao ny hiandry ahy [2.529#27]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :

Anagrammes  13  ipasohana, iposahana

Mis à jour le 2021/04/01