|
|
|
|

Entrée1  Imerinalavasofina
Partie du discours  2  nom propre (titre de livre)
Explications en malgache  3  Tao amin' ny "Imerinalavasofina" nivoaka teo an-taona 1930 teo ihany koa, no nampitahan-dRazafintsalama Josefa ny ohabolana malagasy amin' ny ohabolana hebrio: be tokoa ny itovizany na amin' ny heviny na amin' ny fipaikany. [2.299#9]
Auteur  4  Razafintsalama Josefa

Mis à jour le 2023/04/02