|
|
|
|

Entrée1  ilay fito
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] andro misy orana misesy mandritra ny herinandro; anarana omena ireo andro vitsivitsy manorana tsy an-kijanona (eo amin' ny hafitoana eo ho eo no aharetany ka amin' ny faramparan' ny fahavaratra no misy azy)
4  [1.1][ilaifito] Teny iantsoana ilay herinandro misy erika mikija sady mandrivodrivotra eo amin' ny volana fevrie eo ho eo
Explications en anglais  5  [1.2] seven days of almost continuous rain that occur some time during the rainy season.
Vocabulaire  6  Météorologie
Mots élémentaires  7  ilay, fito

Mis à jour le 2024/12/07