|
|
|
|

Entrée1  ikala ratsy
Mots élémentaires  2  Ikala, ratsy
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1] entina milaza zazavavy fetsifetsy na koa donendrinendrina tsy misy hitiavana azy
Exemples  5  Tsy angatra fa mba tsara tokoa ikalaratsy, saingy lasa solony sy sariny izy, tsy mahita ahy manjaitra kidoro eo an-dalantsara akory. [1.223#mg]

Mis à jour le 2024/12/07