|
|
|
|

Entrée1  horompotsy
Mots élémentaires  2  horona, fotsy
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Ahitra karazana horona, maniry mitambabe eny amoron-drano na ankeniheny, lava ravina, mafy taho, atao fanafoana trano, ary noho izy malefaka kokoa noho ny horona dia anaovana sesi-kidoro koa
Explications en français  5  [1.196] (de horona et fotsy : blanc). Nom de diverses des Poaceae poussant en touffes, mais différentes des horona. Ce sont surtout :
Pennisetum pseudotriticoides A. Camus. (Poaceae) Identité déjà signalée par Bosser. [Merina]
Sporobolus africanus (Poir.) Robyns & Tournay et Sporobolus pyramidalis P.Beauv.( Poaceae) [Bara]
Nom donné aussi, depuis peu, à l'herbe aux éléphants africaine, introduite et cultivée, Pennisetum typhoideum Rich. Nom illégitime (Poaceae) synonyme de Pennisetum spicatum (L.) Körn.(Poaceae). Voir aussi foiambazaha . [Merina]
6  [Betsileo]
Exemples  7  Ngetan' ny main-tany ny ahi-maitso an-tanety ka horompotsy marefo. [2.470#117]
8  Lazao ny Komandy hanatona ahy hatoroko hevitra, hoy ilay zatovo sady nandady tao anaty horompotsy izy. [2.895#]
Vocabulaire  9  Botanique
Nom scientifique 

Mis à jour le 2024/12/08