|
|
|
|

Entrée (1/2)1  honina
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fahasahirankiranana amin' izay atao, amin' ny fiomanana an' izay hatao, amin' ny famonjena zavatra maro indray atao, amin' ny fanamboamboarana zavatra ao anaty lamba tsy tiana ho hitan' ny olona
Synonymes  4  honinkonina
Mots composés 

Entrée (2/2)6  honina
Radical  7  onina
Partie du discours  8  futur du verbe actif monina

Anagrammes  9 

Mis à jour le 2025/01/21