Entrée | 1 holoka |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Loaka ny ao anatiny, hoboka Mpandaingalainga na fetsifetsy. |
Explications en français |
4 [1.3#264] creux, cave à l'intérirue Figuré: madré, roué |
Exemples |
5 Ary amin' izany dia hitantsika indraindray ny hazo lehibe mbola velona, nefa holoka ny ao anatiny. [1.357#] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 9 haloko, holoka, lohako |
Mis à jour le 2023/10/20 |