Entrée | 1 hitrikitrihina |
Radical | 2 hitrikitrika |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Enti-milaza olona na zavatra tsatohana na trobahana zava-maranitra: Nohitrikitrihan' i Dadany lefona ny mpangalatra 5 Lerana totohondry: Nohitrikitrihany ny totohondry aho 6 Asiana teny mafy: Nohitrikitrihiny teny mafy aho ka gina foana tao [1.1] |
Morphologie |
|
Synonymes | 11 hitrikitrihana |
Anagrammes | 12 hahitrikitriny, hitrikitrihany, hitrikitrihina, ihitrikitrihan, nihitrikitriha |
Mis à jour le 2023/01/05 |