|
|
|
|

Entrée (1/2)1  hitika
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  Feno tsara, (fiteny indrindra amin' ny famarana fa ny "himpona" kosa, amin' ny toerana na isa): Hitika tsara ity vata ity
4  Enti-milaza akanjo mangeja, mifanerana amin' ny toe-batana, mifaninjitra [1.1]

Entrée (2/2)5  hitika
Partie du discours  6  nom
Explications en malgache  7  Famindrana kingakinga erỳ [1.1]
Explications en français  8  action de marcher lestement, avec une certaine vitesse, avec ostentation [1.3]
Dérivés 
9  Noms :
Synonymes  10  hitikitika

Anagrammes  11  hakiti, hitaky, hitika, tihika

Mis à jour le 2020/07/31