|
|
|
|

Entrée1  hirifana
Radical  2  hirika
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  loahana: Nohirifana tamin' ny fandraka ny hazo
5  tadiavina ho fantatra, haro-fana: Nohirifany mafy ny hahalala ny hevitro
6  bina mafy ho azo: Hirifako io boky io [1.1]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :

Anagrammes  11  fihirana, firihana, hafariny, hafinari, hafirany, harafiny, haranify, harifany, hifanary, hifanira, hifarany, hifirana, hirifana

Mis à jour le 2023/01/05