|
|
|
|

Entrée1  hetsehina
Radical  2  hetsika
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1] Ovana toerana: Aza hetsehina ity latabatra ity
Ahevingevina: Hetsehin' ny rivotra ny ravinkazo
Resahina, apoaka indray: Nohetsehin' ny mpivory sasany ny raharaha momba ny vary
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :
Proverbes  9  Proverbes contenant le mot hetsehina

Anagrammes  10 

Mis à jour le 2025/01/21