Entrée | 1 helodrano |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fivilian-drano izay toa iangonan' ny rano noho ny toerana tsy mahitsy (helo-drano) ilazana ny rano mitsopaka any afovoan' ny tany izay lalovan' ny ony |
Mots élémentaires | 4 heloka, rano |
Proverbes | 5 Proverbes contenant le mot helodrano |
Mis à jour le 2025/01/08 |
![]() |