Entrée (1/2) | 1 havatsa |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fanaovana tomboka sarisary tsy azo vonoina amin' ny hoditry ny tarehy na ny vatan-tena (fandre matetika kokoa ny hoe Tombo-kavatsa) |
Explications en anglais |
4 [1.2] a particular kind of mark made in the skin for ornamentation, tattooing. |
Explications en français |
5 [1.3] tatouage |
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 7 Havatsa |
Partie du discours | 8 nom |
Exemples |
9 RAHAINGOSON Henri Filohan' ny havatsa UPEM Filoha lefitra amin' ny Sokajy I ao amin' ny Akademia Malagasy. [2.528#] |
Vocabulaire |
10 Organisations |
Anagrammes | 11 |
Mis à jour le 2025/01/21 |