Entrée | 1 hatomady |
Radical | 2 tomady |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Hery, hataniahana, aina: Ny hatomadin' ny vatana dia mariky ny vatana salama |
Explications en français |
5 [1.3#718] force, vigueur |
Exemples |
6 Izy mainty ngizina foana fa raha izay bika sy hatomady dia izany no vehivavy idealy katsahina eo amin'ny taranaka. [2.895#87] |
Anagrammes | 7 |
Mis à jour le 2025/01/21 |