|
|
|
|

Entrée1  hatevezina
Radical  2  tevina
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1] Atao matevintevina kokoa: Hatevezo ny lalotra fa manify loatra izy izany
Atao matetika kokoa, mifanety kokoa, asiana sosona: Tsy nohatevezinareo ny ketsa ka jereo fa kely ny vary azo
Ampitomboina hasina: Hatevezo, rankizy, ny anaran-drainareo
Explications en français  5  [1.3#701] qu'on serre davantage, qu'on rend plus épais; (biens) qu'on augmente
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :
Autres orthographes  10  hatevenina

Mis à jour le 2024/12/12