|
|
|
|

Entrée1  hatavezina
Radical  2  tavy
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1] Atao tonga matavy, afahy: Hatavezo ireto kisoa ireto ambara-piveriko
Ampitomboina ny filaza azy, itarina anaovana laza masaka: Nohataveziny erỳ ny fitantarana ny ady baolina
Explications en anglais  5  [1.2] see tavy.
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :

Mis à jour le 2024/12/11