|
|
|
|

Entrée1  hatanjahana
Radical  2  tanjaka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Toetra ananan' ny olona matanjaka; manana herim-batana (mitovy amin' ny hoe "taniaka" ihany): Mbola ao anatin' ny taonan' ny hatanjahana ianao izao, ka mahaiza manararaotra izany amin' ny asa [1.1]

Mis à jour le 2023/01/20