|
|
|
|

Entrée1  hatahina
Radical  2  hataka
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1] Asaina mihataka, atao mihataka: Hataho kely io zaza io sao pitihin' ny vato eo
Sarahina: Tsy maintsy hatahina ny biby tsy mbola marary
Explications en anglais  5  [1.2] see hataka.
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :

Anagrammes  10 

Mis à jour le 2025/01/21