|
|
|
|

Entrée1  hasoavina
Radical  2  soa
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1] Atao tonga soa kokoa:Hohasoavin' ny fanjakana hono ny lalana mankany amintsika amin' ny herintaona
Asiana soa: Nohasoavinao ny zanako tamin' ny fampianarana nomenao azy
Tahina: Hohasoavin' ny Tompo anie ianao
Explications en anglais  5  [1.2] see soa.
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :

Anagrammes  10 

Mis à jour le 2025/01/21