|
|
|
|

Entrée (1/2)1  hamarina (hamatra)
Partie du discours  2  verbe passif
Explications en malgache  3  Fehezina amin'ny hamatra na harato [1.1]
Explications en français  4  Qu’on bande avec des éclisses [1.3#210]
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :
Autres orthographes  9  hamarana

Entrée (2/2)10  hamarina (marina)
Partie du discours  11  nom
Explications en malgache  12  Toetran' ny zavatra marina, mitovy tantana, na tsy diso: Tsy ampy ny hamarin' ny tany eto mba hanaovana trano. / Tsy mino ny hamarin' ny zavatra lazaiko ve ianao? [1.1]

Anagrammes  13  hamarina, maharina, manahira, maniraha, miharana, miharàna, mirahana

Mis à jour le 2023/02/14