|
|
|
|

Entrée1  hamandoana
Radical  2  mando
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Toetran' ny zavatra lena ka tsy mety maina tsara: Ny hamandoan' itỳ efitra itỳ no tsy mahasalama anay ato
Explications en français  5  [1.13] humidité
Exemples  6  [2.4#] Tsy maina tanteraka ny akanjo nanaovako, ka tsaroako nihatra tamin' ny tenako ny hamandoana.
7  [2.424#] Mifanohitra amin'ny finoan'ny olona, ny sery dia tsy azo avy amin'ny hatsiaka na hamandoana (na dia mampihombo ny sery tokoa aza ny fanaovana mangatsiaka loatra, lena, na vizaka.
Mots composés 

Anagrammes  9  andamohana, hamandoana, handamanao, mahaondana

Mis à jour le 2025/01/21