Entrée | 1 hamandoana |
Radical | 2 mando |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Toetran' ny zavatra lena ka tsy mety maina tsara: Ny hamandoan' itỳ efitra itỳ no tsy mahasalama anay ato |
Explications en français |
5 [1.13] humidité |
Exemples |
6 Tsy maina tanteraka ny akanjo nanaovako, ka tsaroako nihatra tamin' ny tenako ny hamandoana. [2.4#] 7 Mifanohitra amin'ny finoan'ny olona, ny sery dia tsy azo avy amin'ny hatsiaka na hamandoana (na dia mampihombo ny sery tokoa aza ny fanaovana mangatsiaka loatra, lena, na vizaka. [2.424#] |
Mots composés |
|
Anagrammes | 9 |
Mis à jour le 2025/01/21 |