|
|
|
|

Entrée1  hamamiana
Radical  2  hamy
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Toetran' ny zavatra mamy, hatsiro: Fary lava tsy lany hamamiana
Explications en français  5  [1.3#211] la douceur
Exemples  6  [2.285#] Nasiana feony izy ary mbola tsy lany hamamiana hatramin' izao.
7  [2.470#] hamamiana misy poizina matetika ka tsy maintsy hitandreman-tena fatratra.
8  [2.245#] Ka angaha hiala tsiny izahay, hiafana(ii5) ny amin' ny momba fandraisanareo io izay tsy laninay hamamiana toa sakafo manitra an-tranon' andriana izany, telina tsy hainay ritina hasina.
Synonymes  9  hamamy
Proverbes  10  Proverbes contenant le mot hamamiana

Anagrammes  11  hamamiana, hanamamia, mahamaina

Mis à jour le 2025/01/21