|
|
|
|

Entrée1  hamamiana
Radical  2  hamy
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Toetran' ny zavatra mamy, hatsiro: Fary lava tsy lany hamamiana [1.1]
Explications en français  5  la douceur [1.3#211]
Exemples  6  Nasiana feony izy ary mbola tsy lany hamamiana hatramin' izao. [2.285#]
7  hamamiana misy poizina matetika ka tsy maintsy hitandreman-tena fatratra. [2.470#]
8  Ka angaha hiala tsiny izahay, hiafana(ii5) ny amin' ny momba fandraisanareo io izay tsy laninay hamamiana toa sakafo manitra an-tranon' andriana izany, telina tsy hainay ritina hasina. [2.245#]
Synonymes  9  hamamy
Proverbes  10  Proverbes contenant le mot hamamiana

Anagrammes  11  hamamiana, hanamamia, mahamaina

Mis à jour le 2024/01/29