Entrée | halefa > alefaka (lefaka) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Tonena: Alefaho amin' ny teny malemy rainao [1.1] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Anagrammes | alefaka, kafeala |
Entrée | halefa > alefa (lefa) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Asaina, avala mandeha: Nalefany tany Amerika ny zanany Atoraka, atsipy: Nalefako ilay vato ka voa ilay voronkely ~ Alefaso ny baolina Afahana, votsorana: Alefaso ilay voronkely azonao omaly fa mampalahelo ~ Nalefon' ny fanjakana ireo gadra politika [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | To be released; to be sent or shipped; to be sent on its way [1.7] | ||||||||
Explications en français | Qu'on lâche, qu'on relâche; qu'on expédie; qu'on laisse partir; qu'on envoie [1.8] | ||||||||
Exemples |
| ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mots composés |
| ||||||||
Entrée | halefa > alefa | ||||||||
Partie du discours | nom | ||||||||
Explications en malgache | [Bara] Vanja indray mandeha [1.78] | ||||||||
Anagrammes | alefa, faela |
Entrée | halefa > halefaka (lefaka) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Toetran' ny olona adala [1.1] | |
Synonymes | fahalefaka | |
Anagrammes | alefa, faela |