|
|
|
|

Entrée1  hajambana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Tsy fahitana; toetran' ny olona tsy mahita ny masony: Anisan' ny fahoriana lehibe ho an' ny olombelona ny fahajambana
Explications en français  4  [1.3#291] la cécité, l'aveuglement
Exemples  5  [2.996#] hilatsaka amin' ny hajambana ny sasany amin' Israely, mandra-piditry ny hafenoan' ny jentily.
Vocabulaire  6  Santé
Radical  7  jamba
Synonymes  8  fahajambana

Anagrammes  9  hajambana, hanajamba

Mis à jour le 2025/01/21