Entrée | 1 hadinodino |
Radical | 2 hadino |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en français |
4 [duplicatif fréquentatif] [1.3#202] |
Exemples |
5 Lasa ny herinandro, angamba hadinodino fa tsy misy niteny firy intsony. [2.332#] 6 Varimbariana ny saina, sady niantomboka ny fikoranan' ny tanora ka hadinodino kely ireo nilaozana. [2.499#] |
Morphologie |
|
Proverbes | 10 Proverbes contenant le mot hadinodino |
Mis à jour le 2023/02/18 |