Entrée | 1 gramera |
Partie du discours | 2 nom |
Exemples |
3 [2.245#] Tsy nanao gramera izy, tsy hainy angamba. 4 [2.113#] Nisy koa nanoratra gramera malagasy tamin' ny fiteny frantsay, - momba ny Tantara : G. 5 [2.285#] Hatrany an-tendrony avaratra ka hatrany atsimo dia iray ny gramera, iray ny santaksa, ary ny ankamaroany aza dia iraisana ny teny tsirairay. |
Vocabulaire |
6 Linguistique |
Titres |
Mis à jour le 2024/12/07 |
![]() |