Entrée | 1 ginaika |
Radical | 2 gaika |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] gehina, voafehy mafy: Noginaiky mafy tamin' ny etra ny valahany alaina an-keriny: Noginaiky ny mpanjana-tany ny tanin' ny teratany |
Explications en français |
5 [1.3#193] serré, lié fortement, retenu, contraint, violenté: Noginaiky ny lehibe ny tanim-bariko (Le chef m’a pris, retenu ma rizière) |
Morphologie |
|
Synonymes | 9 voagaika |
Anagrammes | 10 |
Mis à jour le 2025/01/21 |