|
|
|
|

Entrée1  gehina
Radical  2  geka
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1] Terena, fehezina: Nogehiny tamin' ny hetra ny valahany ~ Geho tsara ireto entana ireto tsy hivaha
Giazana, tsy avala hivoaka: Geho ao an-trano ireto ankizy ireto
Terena hiasa: Nanao tiatia kilalao izay aho ka nogehin' i Dada roba hianatra
Explications en anglais  5  [1.2] to be tied, to be bound, to be confined, to be forced, to be constrained
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :
Autres orthographes  10  gaihina
Mots composés 

Anagrammes  13 

Mis à jour le 2025/01/21