Entrée | 1 gehezina |
Radical | 2 gehy |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fehezina mafy tsara: Gehezo ny entana sao miboraka Terena: Nogehezindra iny sy reniny hianatra izy veto nianatra Tazonina, ageboka: Nogehezin' ny fanjakana ny fananany |
Explications en anglais |
5 [1.2] to be tied, to be bound, to be forced, to be pressed. |
Explications en français |
6 [1.3] Qu'on serre, qu'on lie fortement, qu'on étreint, qu'on retient, qu'on contraint: Gehezin' ny zokiny ny fananany (Son aîné retient ses biens) ~ Gehezin' ny ray aman-dreny mba hianatra izy (Il est contraint par ses parents à étudier) |
Morphologie |
|
Phytonymes |
|
Anagrammes | 12 gehezina, igehezan, nigeheza |
Mis à jour le 2023/01/20 |