Entrée | 1 ganagana entina amin' ny tendany |
Mots élémentaires | 2 ganagana, entina, tenda |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 ilazana ny olona tsy manan-tsitrapo fa izay itondrana azy dia alehany; olona tsy manan-tsafidy fa entin' ny sasany amin' izay tiany hitondrana azy [1.1] |
Mis à jour le 2023/01/01 |