Entrée | 1 gagagaga |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en anglais |
3 [1.2] sobbing, crying. Comp. gogogogo |
Exemples |
4 [2.313#] Maro angamba ny ho gagagaga mamaky izany. 5 [2.285#] gagagaga izy, satria fantany fa izy no ihomehezan' ny olona, nefa tsy azony an-tsaina izay nataony. |
Dérivés |
|
Mis à jour le 2025/02/02 |
![]() |