|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fotroaka
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Rano na zavatra hafa mibosesika miaraka amin' ny fofon' aina mitady hivoaka ao am-bava na amin' ny orona
4  Fitronan' ny olona na biby voakenda ka tsy afaka mivoaka ny fofon' ainy noho ilay zavatra misakana ao am-bavany na any an' orony [1.1]
Explications en anglais  5  [1.2]
Dérivés 
6  Verbes actifs :
7  Verbes relatifs :
8  Noms :

Entrée (2/2)9  fotroaka
Partie du discours  10  nom
Explications en français  11  (voir aussi fontroaka) Sorte de sarbacane. [Betsimisaraka] [1.196]
Vocabulaire  12  Botanique

Anagrammes  13  fatorako, fotroaka, tafakoro, tarofako

Mis à jour le 2020/07/31