|
|
|
|

Entrée1  fotorina
Radical  2  fototra
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1] Raisina eo akaikin' ny fototra: Fotorina ny zanakazo vao ongotana
Anontaniana tsara, adinina fatratra: Fotory tsara ny voampanga
Dinihina, fakafakaina, hadihadina: Fotorina ny raharaha alohan' ny hirosoana
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :
Autres orthographes  9  fotorana

Anagrammes  10 

Mis à jour le 2025/01/21