|
|
|
|

Entrée 1  fotetaka
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes circonstanciels :
Noms :
Adjectifs :
Explications en malgache  18 Loto mitakovana toy ny fotaka malemy mipetaka amin' ny tena
19 Zavatra mitsiranorano raraka amin' ny taratasy na amin' ny tany ka mandoto
20 Fahapotrahana ka tsy tafarina teo amin' izay nahalavoana intsony [1.1]
Explications en anglais  [1.2]

Mis à jour le 2026/04/19