|
|
|
|

Entrée1  fotabe
Mots élémentaires  2  fotatra, be
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.10] karazan-kazo amin' ny antokon' ny Myrtacées, maniry amin' ny fasika eny amoron-dranomasina. Mahatratra 10-12 metatra ny haavony ary 35-50 stm ny habeny. Lehibe sady tsara fofona ny voniny. Ny voany dia misy rirany efatra; izany no anaovan' ny Vazaha azy hoe satroborin' ny eveka (bonnet d'Evêque, bonnet carré). Fotsy ny hazony, malemy sady maivana, nefa tsy mateza. Ny voany dia atao famamo trondro.
5  [1.78] [Betsimisaraka] karazan-kazo
Explications en français  6  [1.196] (de fotatra et be : grand) Barringtonia butonica Forst. (Lecythidaceae), voir fosatra, fotatra, etc. [Sakalava]
7  [Betsimisaraka]
Vocabulaire  8  Botanique: arbre
Analogues  9  atafana
Nom scientifique 
Illustrations 
11  12  13 
14  15 

Anagrammes  16 

Mis à jour le 2025/01/21