Entrée | 1 fongarina |
Radical | 2 fongatra |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Hadina avy ao anaty tany: Misy faty tadiavin' ny olona fongarina etoamin' ity toerona ity Velomina indray: Misy tsy tsara hofongarina ny fomba fahiny sasany Tsahivina indray, nefa efa navalon' ny fanadinoana: Aza fongarina ny hadisoana taloha |
Explications en français |
5 [1.3#184] Qu’on sort, qu'on extrait, qu’on fouille, qu'on déterre, qu’on fait revivre, qu’on révèle: Fongarin ’ny vazaha hatraiza hatraiza ny volamena (Les Européens fouillent partout l’or) ~ Rakitra saro-bidy no nofongarina tao (On a déterré là un précieux trésor) ~ Tsy azo fongarina ny fanao sasany teo aloha (On ne peut pas faire revivre certains usages d’autrefois) |
Exemples |
6 Raha tetezina ny tantara ka avadibadika ny fomba ary fongarina ny fitenin' ny razana izay ela izay, dia indro ny lalàn' ny fitondrantenany fa nisoritra mandrakariva teo aminy [2.296#] 7 Fa raha fongarina kosa ny tsiambaratelo afenin' ny kibon' ny tany, hita fa mbola voatahiry ao ireo fanaka sy fitaovana samihafa nampiasain' ireo Razamben' ny olombelona, toy ny vato voatandana. [2.285#] |
Morphologie |
|
Synonymes | 12 fongatina |
Anagrammes | 13 |
Mis à jour le 2025/01/21 |