|
|
|
|

Entrée1  foforina (fofotra)
Partie du discours  2  verbe passif
Explications en malgache  3  Hetsehina mba hamoaka rivotra hitsoka afo: Tsy mbola azo foforina ny tafoforana
4  Hafanaina: Efa nofoforinao tsara ve ny vy?
5  Ampiasaina tsara: Tsy nofoforinao loatra ireto mpianatra ireto ka eo ho eo ihany ny fahaizany
6  Asiana, velezina: Nofoforiny tamin' ny tehina ny zanany [1.1]
Explications en anglais  7  to be blown by bellows, as the fire, etc. [1.2]
Explications en français  8  qu'on agite pour souffler, qu'on chauffe: Tsy mbola azony foforina ny tafoforana (Il ne peut pas encore faire mouvoir le soufflet) ~ Tsy mbola no foforina tsara ny vy (Le fer n'a pas encore été bien chauffé)
9  qu'on active: Tokony nofoforinao kely ireo mpiasa ireo (Il vous faut activer un peu ces travailleurs)
10  à qui on donne un coup: Nofoforiny tamy ny tohina izy (Il lui a donné un coup de canne) [1.3]
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
14  Impératif :

Anagrammes  15  fiforona, foforina

Mis à jour le 2023/01/20