|
|
|
|

Entrée1  fizahozahoana
Radical  2  izahozaho
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fiheverana ny tena ho zavatra, ka ny tena foana no tenenina
Explications en français  5  [1.3#287] L'action de parler de soi, de se mettre en avant, en relief.
6  [1.5] Action de se mettre en avant, prétention.
Exemples  7  hitako fa tsy eo amin' ny hetraketraka sy ny fizahozahoana no akany misy ny fitiavana fa etsy amin'ny fahamavomavoana sy ny fandeferana. [2.895#]
8  fizahozahoana sy fihetraketrahana ao amin'ny ankilany ary tahotahotra sy fandefideferana eo amin'ny andaniny no tsy maintsy nateraky ny fiaraha-miaina toy izany. [2.503#]

Anagrammes  9 

Mis à jour le 2025/01/21