Entrée | 1 fizaha |
Radical | 2 zaha |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fomba entina mizaha na mandeha hijery; mitady |
Explications en français |
5 [1.3] Ce qu’on peut regarder, manière de regarder |
Exemples |
6 indraindray raha natao ho fizaha noho ny fanaratsiana sy ny fampahoriana ianareo, ary indraindray koa raha tonga naman' izay azon' izany. [2.996] |
Anagrammes | 7 |
Mis à jour le 2025/01/21 |