Entrée | 1 fivozezehana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fiavosana, fifanongoavana: Ny fivozezehan' ny boky eo ambony latabatra Fahatongavana mirohotra maro be: Tsy hita holazaina ny fivozezehan' ny ankizy teo amin' ny nisy an' ireo olona niady |
Explications en français |
4 [1.3#864] L’entassement, l’action d’aller, d’arriver en foule, le lieu |
Radical | 5 vozezika |
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |