|
|
|
|

Entrée1  fivikivikiana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Famindràna mailamailaka, fandehanana amim-paharisihana: Faly Ikoto fa nomen-dreniny vola, ka akory izany fivikivikiany nankany antsena
Radical  4  vikiviky
Synonymes  5  fivikiviky

Mis à jour le 2024/12/11