Entrée | 1 fivezivezena |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fandehanana atsỳ sy arỳ, fitotototoana mankatsy sy mankaroa: Fivezivezena tsy hita isa vao vita iny raharaha iny Fiasana dia: Naharitra antsasak' adiny ny fivezivezeko tao an-dalantsara vao noraisin' ilay Rangahy aho Fivoivoizana, firioriovana: Lany amin' ny fivezivezena eran' ny tanàna ny faladian-kirarony |
Radical | 4 vezivezy |
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |