|
|
|
|

Entrée1  fivangongoana
Radical  2  vangongo
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fitangoronana, fitobiana miavoavo amin' ny toerana iray: Fivangongoam-bato eo amin' ny toerana fanaovana trano
5  [1.13] fitobian'ny akora ao an-kibon'ny tany
Explications en français  6  [1.13] gisement
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/11