|
|
|
|

Entrée1  fivakavaka
Radical  2  vakavaka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Toetran' ny olona mivakavaka, izany hoe miakanakana, miambatrambatra: Tsy fantatra na fatahorany na toetrany mihitsy no mahatonga ny fivakavakany [1.1]

Mis à jour le 2023/01/05