|
|
|
|

Entrée1  fitsoriahana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fikorianana: Mahafinaritra ny mijery ny fitsoriahan' ny rano eo amin' ny elatry ny vorombazaha
Firiotra, fimaonana: Ohatra ny bisikilety ny fitsoriahan' Ikoto
Fandosirana manao tsoa-pe: Ny fitsoriahan' ny mpangalatra tany ambadiky ny trano
Radical  4  tsoriaka
Synonymes  5  fitsoriaka

Anagrammes  6  faritsohanay, fitsoriahana, hotafasirina

Mis à jour le 2025/01/21