Entrée | 1 fitsoahana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] fialan-javatra amin' izay nisy azy: Tsy dia henoko naharary loatra ny fitsoahan' ilay nifiko Fandosirana: Tsy nisy nahita, hono, ny fitsoahan' ireo gadra vahiny roa lahy Fivadihana ny teny nomena: Tsy mety izao fitsoahana amin' ny teny natao izao; izany no ilay nolazain' ny Ntaolo hoe fitsoahana orim-bato |
Radical | 4 tsoaka |
Anagrammes | 5 fitosahana, fitsaohana, fitsoahana, hatsofanay, tafahosina |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |